Features slider
1
Fifidianana 2018

Fifidianana 2018

Ampy hamafan- dRajoelina an-dRavalomanana ve ny zava-misy sy ny fotoana ?

Vakio

Features slider
3
Nandrora mitsilany

Nandrora mitsilany Rajoelina

“Fandrika be ho an-dRajoelina”. Io no fahitan’ny maro ny fanambaran’ny Sadc. Handroso maty raibe, hihemotra maty renibe ny filohan’ny tetezamita..

Vakio

Features slider
4
Famatsiam-bola avy amin’ny IDA

Famatsiam-bola avy amin’ny IDA

Ny mpampianatra FRAM sasantsany ihany no voakasika Ny fanofanana mpanao asa-tanana no antom-pisian’ ny Cenam etsy amin’ny 67 ha Ho avy ny vola avy amin’ny IDA,

Vakio

Vaovao Farany

Fivondronan’ny mpitantana tobin-dasantsy

30 jan | 14:27

« Hanan-tombo ny vidin’ny solika arakaraky ny toerana » “Araka ny tinapaky ny ministère des Hydroca

Tsinjo lavitra : Aleo misoroka

30 jan | 13:36

Tsy vahaolan’ny krizy Malagasy io « le ni et le ninisme » io Tsy ho vahaolan’ny krizy eto Madagasik

Christine Aimée

30 jan | 14:24

Ar 10 tapitrisa ao anatin’ny telo minitra Ao anatin’ny minitra vitsy monja dia mety ahazahoana vola

GTT Idf

30 jan | 12:55

Manantena ny filoha Jakaya Kikwete hampody an’i Marc Ravalomanana Nohararaotin’ny GTT–Idf ny fand

Guy Rivoniaina Randrianarisoa

30 jan | 13:26

Ny fampodiana ny filoha Ravalomanana aloha no ilofosanay Efa- bolana mialoha ny fifidianana dia azo

Kandidà hirotsaka ho filoham-pirenena

30 jan | 14:03

Manjono olona amin’ny fandraviravizana sy fampiderana volabe Tsy misokatra akory ny tena fampieleza

Faritra Analanjirofo

30 jan | 13:47

« Taona fahombihazana ny taona lasa teo » Ny zoma 18 Janoary lasa teo no nanatontosana ny fifampiar

Fitsidihana sy fivahiniana ao Afrika Atsimo

30 jan | 13:18

Miteraka aretin-tsaina sarotra sitranina ho an’ny sasany Isan’ny aretin-tsaina vaovao ho azo tsaboi

HAY TAIZA

18 déc | 00:28

Singa manan-danja amin’ny firenen-drehetra ny zon’olombelona Nanamarika ny Andro iraisam-pirenena m

Fifidianana 2018

30 jan | 13:04

Ampy hamafan-dRajoelina an-dRavalomanana ve ny zava-misy sy ny fotoana ? Matoky tena fatratra ny ho

AVY LAVITRA
MAHORAKA
  • Olo-meloka samihafa no nitondra teto hatramin’ny 2009

    Basy atifi-kavana avy hatrany no nataon’ny vondrona politika Escopol tamin’ireo namany ao amin’ny fitondrana sy ny mpiara-dia hatramin’izay. «Takianay ny hanaovana famotsoran-keloka faobe, saingy ireo nahazo famotsoran-keloka na ireo manana raharaham-pitsarana kosa tsy tokony hirotsaka hofidiana intsony na handray ny raharaha fitantanam-bahoaka fa tokony ho mpitazana fotsiny ihany », hoy Ramantsoa Benjamina. Ho fanajana ny etika politika no nambaran’izy ireo fa anton’ity soso-kevitra ity, indrindra taorian’ny fanapahan-kevitra noraisin’ny filoha roa fa tsy hirotsaka hofidiana.
  • ITEM- “Logiciel e-fidy”

    Ho sambany eto Madagasikara izany hoe vita amin’ny 6 ora hariva ny fifidianana dia amin’ny 8 ora alina dia ho fantatra ny voka- pifidianana tsy ofisialy. Izany no isan’ny tombony amin’ny fampiasana ilay “Logiciel e-fidy”, sosokevitra naroson’ny ITEM (Initiative pour la Transparence des Elections) na ny hetsika mba hisian’ny fifidianana mangarahara, omaly nandritra ny famoriana ireo kandida filoham-pirenena teny amin’ny Panorama Andrainarivo. Araka ny fanazavan’i Paul Rabary, isan’ireo angady nananana sy vy nahitana ny ITEM, dia kendrena amin’izany ny hamoahana ao anatin’ny fotoana fohy ny voka
  • q14

    Guy Rivo Randrianarisoa

    Rehefa tafaverina ny filoha Ravalomanana vao hijery izay kandida atolotry ny ankolafy “Ny fampodiana eto antanindrazana ny filoha Marc Ravalomanana…
  • Tsy mety vita ny famotsoran-keloka sy fampihavanana

    Samy manana ny fomba hamaritany an’ireo sy ny tiany hatao ny rehetra Famotsoran-keloka sy endri-pampihavanana tahaka ny inona marina no…
  • Sandile Schalk

    Atao veloma anio Raha ny fampitam-baovao dia anio no ho tontosaina ny fanaovam-beloma an’i Sandile Schalk, lehiben’ny biraompifandraisan’ny SADC/Troïka eto…
  • w14

    Faritra Analanjirofo

    « Taona fahombihazana ny taona lasa teo » Ny zoma 18 Janoary lasa teo no nanatontosana ny fifampiarahabana ny nahatratrarana…
  • Tsinjo lavitra : Aleo misoroka

    Tsy vahaolan’ny krizy Malagasy io « le ni et le ninisme » io Tsy ho vahaolan’ny krizy eto Madagasikara io…
  • LANONANA SY FITOKANANA TENY ANTSONJOMBE

    Niadana izany ny vahoaka sa nivaha ny krizy ? Raha notokanana ny sehatr’Antsonjombe dia voky ve ny olona ary mibontsina feno vola mahavita taona ny paosin’ny tsirairay na koa nivaha ny krizy? Mazava ny valiny fa tsia. Tsy ny sehatra tahaka ireny no ilain’ny mponina izao fa ny mitady ny harapaka isan’andro anaty fandriampahalemana sy fitoniana tanteraka.
FIARAHA-MONINA

TOE-KARENA
  • w9

    Fifanolanan’ny samy orinasa

    Tafatsangana ny sehatra nasiampanaovazana itondrana ny ady “Manana fototra matanjaka tsara ankehitriny ny ivon-toerana miandraikitra ny fanelanelanana sy ny fitsarana ny orinasa (Centre d’Arbitrage et de Médiation de Madagascar) na CAMM raha toa ka misy ny ady ifanolanana eo amin’ireo orinasa ireo . Nasiam-panavaozana Ivon-toerana io taorian’ny fanatsarana ny sata mifehy
  • w8

    Fivondronan’ny mpitantana tobin-dasantsy

    « Hanan-tombo ny vidin’ny solika arakaraky ny toerana » “Araka ny tinapaky ny ministère des Hydrocarbures, dia hanan-tombo ny vidin’ny solika raha vao miala 15 km ny toerana
  • w7

    Christine Aimée

    Ar 10 tapitrisa ao anatin’ny telo minitra Ao anatin’ny minitra vitsy monja dia mety ahazahoana vola an-tapitrisany Ariary toy izay…
  • f

    STARBOX 2013

    Lalana iray ho an’ny artista te-ho « pro » Misokatra ny andiany faha 2 amin’ny Star Box 2013. Tamin’ny alalan’ny…
  • Famatsiam-bola avy amin’ny IDA

    Ny mpampianatra FRAM sasantsany ihany no voakasika Ny fanofanana mpanao asa-tanana no antom-pisian’ ny Cenam etsy amin’ny 67 ha Ho avy ny vola avy amin’ny IDA, sampana iray eo anivon’ny Banky Iraisampirenena, handoavana ny karaman’ny mpampianatra FRAM. Saingy tsy ny mpampianatra rehetra akory no hahazo tombon-tsoa amin’izany fa ireo mpampianatra avy amin’ny faritra efatra ihany
  • i

    MPANAO ASA-TANANA AO AMIN’NY CENAM

    Manampy ny TICA Nidina nijery ny toerana hanaovana ny fampiofanana momba asa-tanana teny amin’ny 67 ha ireo vahiny Tiorka.« Afaka…
  • h

    “Croix Rouge Malagasy”

    Vôlôntera vita fiofanana vonona hiatrika ny loza voajanahary 11 no isany ary volonteran’ny “Croix Rouge Malagasy (CRM). Vao avy nahavita…
FARITRA
  • MANGATABOAHANGY

    Sinoa nandratra vehivavy bevohoka sy niditra ankeriny an-tranon’olona Kaominina iray any amin’ny distrikan’Ambatofinandrahana, faritra Amoron’i Mania, i Mangataboahangy, toerana malaza amin’ny fitrandrahana vato « cristal ». Voalazan’ny loharanom-baovao avy any an-toerana, fa midaroka sy mandratra olona mpitrandraka vato izay tsy mety hividianany vato ireo sinoa mpividy vato any an-toerana Tsy vitan’izay fa mbola hakan’izy ireo zandary indray mitondra ny niharam-boina any amin’ny “violon”.
  • w5

    MANAMPATRANA-IKONGO

    Maka an-keriny tanin’olona ireo Sinoa mpitrandraka volamena Hatramin’izay nisian’ireo sinoa mitrandraka volamena any Manampatrana sy ny manodidina any distrikan’Ikongo dia…
  • MANAKARA

    Mampikolay ny olona ny fanamparampahefana ataona Lietnà zandary iray Miezaka manadio mba hijerenan’ny fitokisan’ny vahoaka amin’ny mpitandro filaminana ny tompon’andraikitra anivon’ny zandary amin’izao. Nefa mbola maro ireo tsy maty voalavo an-kibo sy zatra ny lalan-dririnina na mihevi-tena ho tsy matimanota, ka mandratsy endrika ny bebaoty. Any amin’ny distrika Manakara, renivohitry ny faritra Vatovavy Fito Vinany
  • b

    Mali

    Nametra- pialana ny praiministra rehefa avy nosamborin’ireo mpanongam-panjakana Mitohy hatrany ny hetsika fidinana ifotony ataon’ny ekipan’ny VOT, anjaran’ny tao aminy…
  • V.o.T. teny Avaradrano

    Tsy misy miala eto , hoy ny mponina. Mitohy hatrany ny hetsika fidinana ifotony ataon’ny ekipan’ny VOT (Vondron’olo-tsotra), anjaran’ny tao aminy faritra Avaradrano indray no nanatanterahana ny hetsika fanentanana narahina fampitam-baovao sy fifanakalozan-kevitra . Nafana ny hetsika satria raikitra ny dihy nataon’ireo vahoaka tao an-toerana hanaporofona fa tsy foana ny fanantenan’ izy ireo ary matoky ny herin’Andriamanitra...
  • Anôsy (Faradofay)

    Nakepoky ny mambran’ny kongresy iray ny vola 32tap.ar.saika hanamboarana biraon’ny kaominina Sahiran-tsaina ny Ben’ny tanana iray any amin’iny lemaky Ranomafana-Ambolo…
  • c

    VAKINAnKARATRA

    Nahitam-bokatra ny dia tany Auvergne, hoy ny lehiben’ny faritra Na mbola mitohy hatrany aza hatrami’nizao ny dian’ireo delegasiona sasany avy…
  • e

    Mpiasan’ny SUMATEX Toliara taloha

    Mitaky ny volany 13 taona tsy voaloa Mitaraina sy manao antso avo amin’ny fitondram-panjakana mahefa ny mpiasan’ny orinasa SUMATEX taloha…

diver1 diver2

SAMIHAFA
  • w1

    Anjoman’Antaninarenina

    Nahitana fivarotana Andevo Ny toeranafanaovana tsena isaky ny andro Zoma no nantsoin’ny Gasy hoe : « Anjoma », toy ny…
  • LALAM-PIHARIANA SARIBAO SY KITAY

    Mihazakazaka ny fandripahana ny ala arovana. Mihazakazaka ny fandripahana ny ala amin’ny alalan’ny fanaovana saribao sy kitay amin’izao any amin’ny faritra Atsimo-Andrefana indrindra ny manamorona ny lalam-pirenena faha-9 sy faha-7 iny. Kapain’ny olona tsy ampiheverena ny ala maika ary misy amin’ireo mpanao saribao no sahy miditra sy manao izany ao anaty ala arovana toy ny hita ao amin’ny alan’i Mikea,
  • HAY TAIZA

    Singa manan-danja amin’ny firenen-drehetra ny zon’olombelona. Nanamarika ny Andro iraisam-pirenena momba ny zon’olombelona ny Masoivoho Amerikana ny 10 Desambra, 2012 tamin’ny aląlan’ny tafatafa mivantana tao amin’ny Facebook niarahana tamin’ny mpiandraiki-draharaha Amerikana, Atoa Eric Wong, niresahana momba ny zon’olombelona. Nahatratra dimampolo isa ny olona nanontany
  • a

    Tamboho

    Doda kabôsy Spirit Mamelona ny fanahin’ny Kabôsy D o d a Rakotonomenjanahary, mpitarika ny « kabôsy spirit », no miaraka…
  • Tononkalo

    Soa fa nisy ianao Ny tsikinao dia hery ho an’ny tsy manana Ampy andresena ny basy izay ambanana Sy ny…

pub2

pub1

Gazety teo aloha